Entrée Betsimisaraka (be, tsy, saraka)
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto)
Explications en anglais  [Richardson 1885] The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave.
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] nom d'une population de la côte es [...]
Vocabulaire 
Morphologie 
Betsimisaraka
Betsimisara-
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Mots du dialecte
Exemples 
1 [Profita: Ranary, page 75] Manao ahoana ny fandraisan' ny Betsimisaraka azy?
2 [Fagereng: Tantara, page 93] Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i Betsimisaraka Fenoarivo.
3 [Andriamalala: Taolambalo, page 7] Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny
Citations 

Mis à jour le 2021/03/06