Entrée |
Bezanozano
(be, zanozano)
|
Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàndehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
[Zano, for Zana (?).] The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. |
Explications en français | [Rajaonarimanana 1995]
nom d'une population du centre nord-est [...] |
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Tableaux et planches |
|
Citations |
|