Entrée filôzôfia
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
¶ Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy
Explications en français  [SLP 1986] philosophie
Vocabulaire 
Origine Anglais: philosophy. Français: philosophie.
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rabemolaly: Fary, page 82] Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa?

Mis à jour le 2020/07/31