Entrée | mitaraina (taraina) | ||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985 page 728]
Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io ¶ Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe ¶ Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao | ||||||||||||
Explications en anglais | [Hallanger 1973] to complain; to call out asking for help | ||||||||||||
Explications en français | [Abinal 1888 page 684] Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) | ||||||||||||
[Hallanger 1974] se plaindre; crier au secours | |||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2022/04/10 |
![]() |