Entrée | Takalon > takalo | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho ¶ Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [Rajemisa 1985] | ||||||
endrika ifanakalozana, entana mivantana [SLP 1986] | |||||||
Explications en anglais | barter, exchange; that which is given in barter [Hallanger 1973] | ||||||
Explications en français | échange, troc [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||
ce qu'on donne en échange [Hallanger 1974] | |||||||
Dérivations |
| ||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||
Exemples |
| ||||||
Citations | Proverbes contenant le mot takalo | ||||||
Entrée | Takalon > takalo | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | [Sakalava] Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [Rajemisa 1985] | ||||||
Vocabulaire | Zoologie: poissons | ||||||
Entrée | Takalon > Takalo | ||||||
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce) | ||||||
Auteur | Vaviroa Marcelline | ||||||
Editions | 2014. Dodo vole. Largeur: 31cm. Hauteur: 22cm. | ||||||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||||||

![]() |