Entrée Tanala (t~, any, ala)
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana
Explications en anglais  [Richardson 1885] the dwellers in the forests.
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] populations forestières du sud-es [...]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Mots du dialecte

Mis à jour le 2021/11/08