Entrée |
Tanosy
|
Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
Explications en malgache | [ Antanosy ] [Rajemisa 1985]
Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
an islander; the name of a tribe on the south-east coast. |
Explications en français | [Rajaonarimanana 1995]
population de l'extrême sud-est de [...] |
| [ Antanosy ] [Rajaonarimanana 1995]
population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka
et
Mandrare
(ville principale: Tolañaro)
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
Citations |
|