Entrée vavolombelona (vava, olona, velona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
¶ Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [Rajemisa 1985]
Explications en français témoin [SLP 1986]
Exemples 
1nofo sy ra no vavolombelona! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 17]
2Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [Andraina: Mitaraina, page 227]
3Ho faty ny vavolombelona mandainga [Baiboly: 24:021:028/Ohabolana 21:28..]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31