Entrée |
zo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy [1.1]
|
Explications en anglais | civil rights; the right to do something [1.7]
|
Explications en français | droits civiques [1.8]
|
| droit [1.13, 1.5]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
zo
zoko
zonao
zony
zontsika
zonay
zonareo
zon'
zon-
zom-
| |
-jo
-joko
-jonao
-jony
-jontsika
-jonay
-jonareo
-jon'
-jon-
-jom-
| |
|
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Manana zo feno ny zaza raha vao teraka
[2.445]
|
2 | Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato
[2.114]
|
|
Proverbes |
|
Entrée |
zo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | haja amam-boninahitra, laza soa ¶ hasina: zoko ny anajanao ny firazanako. / mizaka ny zom-pirenena malagasy aho ¶ tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, / manan-jò / tiako honenana aoka izany / zany tany" [1.1]
|
Explications en anglais | renown, fame [1.7]
|
Explications en français | célébrité [1.3, 1.8]
|
| honneur [1.3, 1.5]
|
| renommée, réputation ¶ bonheur, chance heureuse, bonne fortune [1.3]
|
| renom ¶ promesses de l'avenir [1.8]
|
Morphologie |
zo
zoko
zonao
zony
zontsika
zonay
zonareo
zon'
zon-
zom-
| |
-jo
-joko
-jonao
-jony
-jontsika
-jonay
-jonareo
-jon'
-jon-
-jom-
| |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
|
Entrée |
zo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy [1.1]
|
Explications en anglais | to be afflicted, to suffer [1.7]
|
Explications en français | accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige [1.3]
|
| qu'on afflige, qui souffre [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
zo
zoko
zonao
zony
zontsika
zonay
zonareo
zon'
zon-
zom-
| |
-jo
-joko
-jonao
-jony
-jontsika
-jonay
-jonareo
-jon'
-jon-
-jom-
| |
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
Zo
|
Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
Anthroponymes |
|
|
Entrée |
Zo
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | Andriamanantena Georges, 1989 |
Editions | 1989.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|