Entrée abanabana (banabana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany
Explications en anglais  [Richardson 1885] used of the door opened.
Morphologie 
abanabana
abanabako
abanabanao
abanabany
abanabantsika
abanabanay
abanabanareo
nabanabana
nabanabako
nabanabanao
nabanabany
nabanabantsika
nabanabanay
nabanabanareo
habanabana
habanabako
habanabanao
habanabany
habanabantsika
habanabanay
habanabanareo
abanabanao

Mis à jour le 2020/07/31