Entrée |
abo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Bara, Taimoro, Tanosy]
avo, mideza [Rakotosaona 1975]
|
| [Taifasy]
ambony, avo [Rakotosaona 1975]
|
| [Betsileo, Taisaka]
avo [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanala]
avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [Rakotosaona 1975]
|
| [Tandroy]
ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [Rakotosaona 1975]
|
| teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | [Provincial]
High and round; great, tall. See avo, and ambo. [Richardson 1885]
|
Explications en français | Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut [Abinal 1888]
|
| [Tankarana]
haut. [David: Dialectes (takila A)]
|
Dérivations |
Synonymes | ~ |
Toponymie |
|
|
Entrée |
abo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara]
aely [Rakotosaona 1975]
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
abo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | ambony noho ny aotra [SLP 1986]
|
Explications en français | plus [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Analogues |
tendro abo |
|