Entrée | adiny (ady) | ||||||||||||||||||||||
Partie du discours | nom ady et pronom | ||||||||||||||||||||||
Explications en malgache | Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||
Explications en français | [Tankarana] ady [David: Dialectes (takila A)] | ||||||||||||||||||||||
heure [Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||||||||||||
Vocabulaire | Temps | ||||||||||||||||||||||
Synonymes | adim-pamantaranandro ~ ora | ||||||||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||||||||
Entrée | adiny | ||||||||||||||||||||||
Partie du discours | nom ady et pronom | ||||||||||||||||||||||
Explications en malgache | Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||
Explications en français | Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud [Abinal 1888] | ||||||||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |