Entrée |
adrisa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
|
Explications en anglais | a species of locust, the female of the aketa. [1.2]
|
Explications en français | Sauterelle, la femelle de l'Aketa [1.3]
|
| espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa
[3.1]
|
Vocabulaire |
Analogues |
valala |
Exemples |
1 | ataonao ho adrisa saraky ny namany
[2.131]
|
2 | Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny.
[2.470]
|
|
Proverbes |
|