|
|
|
|

Entrée1  ady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
4  Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
5  Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
6  Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity [1.1]
Explications en anglais  7  A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] [1.2]
8  fighting, war [1.7]
Explications en français  9  guerre [1.3#2, 1.8, 1.5]
10  combat [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5]
11  discussion, dispute [1.3#2, 1.5]
12  procès [1.3#2, 1.5]
13  bataille
14  Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original
15  accord des instruments ou des voix [1.3#2]
16  lutte [1.13]
Exemples  17  maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [1.3]
18  mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3]
19  nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3]
20  manana ady izy (il est en procès) [1.3]
21  mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
22  maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472]
Morphologie 
23  Simple :
Dérivés 
24  Verbes actifs :
25  Verbes passifs :
26  Verbes relatifs :
27  Noms :
28  Adjectifs :
Analogues  29  1.1=fanditra=fifandirana=fanjihitra=fifanjihirana=adilahy=sotasota=vaniny=kisa=gidragidra=vezovezo=sentsena=fetrivoho
Mots composés 
Titres 
Article  168  Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano)

Anagrammes  169  ady, -day, day

Mis à jour le 2023/08/01