Entrée | afa-baràka | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | [Taisaka] Afa-boninahitra [1.78] | |
Very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] | ||
Explications en anglais | Disgraced, dishonoured [1.2] | |
Put to shame [1.7] | ||
Explications en français | Déshonoré [1.3, 1.8] | |
Exemples | Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
[1.62] | |
Synonymes | afa-pofona | |
Mots élémentaires | afaka, baraka | |
Autres orthographes | afa-boròka | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot afa-baràka | |
Mis à jour le 2023/04/02 |
![]() |