Entrée |
afo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
jiro, vain' afo [1.78]
|
| Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [1.1]
|
Explications en anglais | fire ¶ fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [1.2]
|
| fire [1.7]
|
Explications en français | feu [1.3, 1.8]
|
| fig. calamité [1.3]
|
| [Betsimisaraka]
lampe; braise [1.78]
|
Morphologie |
afo
afoko
afonao
afony
afontsika
afonay
afonareo
afon'
afon-
afom-
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Titres |
|
Toponymes |
|
Exemples |
1 | Maty ny afo tao am-patana.
[2.470]
|
2 | Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany.
[2.472]
|
|
Proverbes |
Articles |
|