Entrée akoholahy (akoho, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny lahy amin' ny akoho
Explications en anglais  [Richardson 1885] [lahy, masculine.] A cock
  [Hallanger 1973] a rooster
Explications en français  [Hallanger 1974] coq
 [ akôho lahy ] [Andilidine: Lexique (takila A)] [Sakalava-Mayotte] coq
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Dahle: Angano] tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina;
2 [Randriamamonjy: Tantara, page 425] Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana.
3 [Ramarlah: Bara] Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny.
Citations 
Articles 
Illustrations 

Mis à jour le 2022/07/30