Entrée 1/2 ala fady
Mots élémentaires ala ; fady
Partie du discours locution
Explications en malgache Ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [1.1]
Explications en anglais  [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [1.2]
Explications en français (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. [1.196]
Vocabulaire 

Entrée 2/2 ala fady
Mots élémentaires ala ; fady
Partie du discours locution
Explications en malgache Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [1.1]
Explications en anglais A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [1.2]
Exemples Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "Alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59]

Mis à jour le 2023/06/16