Entrée alahady
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady.
Explications en anglais  [Richardson 1885] Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.]
  [Hallanger 1973] Sunday
Explications en français  [Abinal 1888] le dimanche
  [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, Sims 1969] dimanche
Explications en italien  [Profita 1969] domenica
Explications en allemand  [Bergenholtz 1991] Sonntag: Alahady fialantsasatra (Ein erholsamer Sonntag)
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues 
Tableaux et planches Mesure du temps
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Koa tamin'io Alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15] Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady.
Citations 

Entrée Alahady
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en anglais  [Richardson 1885] the name of the places where the markets were formerly held on that day.
Explications en français  [Abinal 1888] jadis, nom des marchés tenus le dimanche.
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/08/26