Entrée Aleksandra
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Ny azo atao hoe: isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K. tany Babilona [tohiny ambany] [1.10]
Vocabulaire 
Analogues  Aleksandria
Exemples Aleksandra mpanjaka, miarahaba an'i Jonatasa rahalahiny. [2.996]
Articles 
 

Entrée Aleksandra
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Alexander [2.996]
Explications en français Alexandre [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Aleksandro
Citations bibliques 

Mis à jour le 2022/07/30