Entrée | alim-pahana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy Fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana Fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1] | |
Mots élémentaires | alina ; fahana | |
Mis à jour le 2023/05/20 |
![]() |