Entrée | alina | ||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||
Explications en malgache | fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra ¶ haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Explications en anglais | night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [Richardson 1885] | ||||||||||
night [Hallanger 1973] | |||||||||||
Explications en français | nuit [Hallanger 1974] | ||||||||||
Dérivations |
| ||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||
Analogues | ankaly ~ lahaly | ||||||||||
Exemples |
| ||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot alina | ||||||||||
Articles | Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro) | ||||||||||
Entrée | alina | ||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||
Explications en malgache | lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Explications en français | qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [Abinal 1888] | ||||||||||
Entrée | alina | ||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||
Explications en malgache | Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Explications en anglais | ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [Richardson 1885] | ||||||||||
ten thousand [Hallanger 1973] | |||||||||||
Explications en français | dix mille [Hallanger 1974] | ||||||||||
Symboles internationaux | 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1] | ||||||||||
Vocabulaire | Mathématiques: arithmétique | ||||||||||
Dérivations |
| ||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||
Tableaux et planches | Les nombres | ||||||||||
Exemples | sy boriky arivo amby enina alina, [Baiboly: 4:031:034/Nomery 31:34..] | ||||||||||
Articles | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||||
Toponymie | |||||||||||
Entrée | alina | ||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||
Explications en anglais | [Provincial] provincial for adina [Richardson 1885] | ||||||||||
Mis à jour le 2022/06/25 |
![]() |