Entrée ambakiloha
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Tankarana] sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [David: Dialectes (takila A)]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31