Entrée ambany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
¶ Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
¶ Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
¶ Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
¶ Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
¶ Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] under
Explications en français  [Hallanger 1974] en bas, au dessous
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot ambany (1): Ankiliambany

Entrée ambany
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] down
  [Richardson 1885] [root vany.] Under, beneath, below
Explications en français  [Hallanger 1974] sous, bas
Vocabulaire 

Entrée ambany
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] andrefana
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] The west
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31