Entrée ambany avaratra (ambany, avaratra)
Partie du discours locution
Analogues  ambany atsimo ~ ambany atsinanana ~ ambany andrefana
Exemples 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 336] Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe.
2 [Ravelojaona 1937, page A.326] vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra
3 [Ndema: Antakay, page 58] Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo.
4 [Rajohanesa: Kintana] Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
5 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 114] Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny;

Entrée Ambany Avaratra (ambany, avaratra)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples  [Blan-Pamard: Biodiversités] le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe

Mis à jour le 2022/11/17