Entrée 1/2 ambany andrefana
Mots élémentaires ambany ; andrefana
Partie du discours locution
Exemples 
1Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana [2.649]
2Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [2.246]
3Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV]
Analogues  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany atsinanana

Entrée 2/2 Ambany Andrefana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs [4.12]

Mis à jour le 2023/01/01