Entrée | ambela (vela) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? ¶ Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy ¶ Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy ¶ Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa ¶ Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ ¶ Omena lalana: Avelao kely aho handeha ¶ Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Synonymes | avela | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |