Entrée ambony
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
¶ Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana
Explications en anglais  [Richardson 1885] Above, over, higher in rank. The opposite to ambany
  [Hallanger 1973] above, up
¶ ambònin'ny ... : above ...
Explications en français  [Hallanger 1974] en haut, au-dessus
¶ ambònin' ny ... : au-dessus de ...
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 

Entrée ambony
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
¶ Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy
¶ Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony.
¶ Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava

Entrée ambony
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] atsinanana
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] The east
Vocabulaire 

Entrée ambony
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] indray
Synonymes ambola

Mis à jour le 2022/05/01