Entrée amby
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] amin'ny, sy [Rakotosaona 1975]
 Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
¶ Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [Richardson 1885]
 excess, surplus [Hallanger 1973]
Explications en français excédent, surplus [Hallanger 1974]
Explications en malgache elanelan'ny iditra sy ny voaka [SLP 1986]
Explications en français solde, reste [SLP 1986]
Morphologie 
amby
ambiny
ambin'
ambin-
ambim-
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée amby
Partie du discours nom
Explications en malgache tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [SLP 1986]
Explications en français chiffres des unités [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée amby
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] vehivavy ratsy fitondran-tena [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2022/01/15