Entrée |
ampaha~
|
Partie du discours | préfixe
|
Explications en anglais | A prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
|
Exemples | Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona.
[2.996]
|
|
Entrée |
ampaha
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
|
Explications en français | Fraction [1.13]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
ampaha
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsileo, Taimoro, Tanosy]
Kary [1.78]
|
| [Sakalava]
Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
|
Explications en anglais | [Provincial]
The name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [1.2]
|
Explications en français | [Tankarana]
Chat sauvage. [1.19]
|
Vocabulaire |
|