Entrée ampahany (an-, faha, -ny)
Partie du discours nom ampaha et pronom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a fractionnal part
Explications en français  [Hallanger 1974] une partie, une fraction
Mots composés, titres, noms 

Entrée ampahañy
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mandritra

Mis à jour le 2020/07/31