Entrée ampongalahy (amponga, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany. Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31