Entrée anakampo (anaka, fo)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo
Mitovy hevitra: anakantsaina
Explications en anglais  [Richardson 1885] [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts.
  [Hallanger 1973] in one's mind
Explications en français  [Hallanger 1974] dans son coeur, en soi-même
Explications en italien  [Profita 1969] in cuore
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Andraina: I Vola, page 7] Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
2 [Andraina: Mitaraina, page 151] hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany.

Mis à jour le 2020/07/31