Entrée anamafaitra (anana, faitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany
Explications en anglais  [Richardson 1885] An esculent herb. Solanum nigram, L.
Vocabulaire 
Nom scientifique Solanum nigram
Exemples  [Callet: Tantara, page 201] Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31