Entrée anarana
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[1.1]
 iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Explications en anglais name [1.2, 1.7]
 appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Explications en français nom [1.8, 1.13]
 dénomination [1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
anarana
anarako
anaranao
anarany
anarantsika
anaranay
anaranareo
anaran'
anaran-
anaram-
anara-
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée Anarana
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Rapatsalahy Paul
Editions 1981. Edisiona Takariva. Largeur: 11.5cm. Hauteur: 16cm. Pages: 20.
Tableaux et planches Tous les titres

Anagrammes aranana

Mis à jour le 2022/11/13