Entrée anareo
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ?
Explications en anglais  [Richardson 1885] You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo.
  [Hallanger 1973] you (plur. - as object); yours
Explications en français  [Abinal 1888] Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire.
  [Rajaonarimanana 1995] Vous, à vous (pluriel).
  [Hallanger 1974] vous (pluriel - objet); vôtre.
Explications en italien  [Profita 1969] voi
¶ il vostro
Mots composés, titres, noms 
Analogues  ianareo ~ -nareo, -areo
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée anareo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] olom-pady

Mis à jour le 2020/07/31