Entrée andoha (ana, loha)
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] at the head of
Explications en français  [Hallanger 1974] à la tête; au commencement

Mis à jour le 2020/07/31