Entrée andrefa
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka, Tambahoaka, Tanala] nefa, kanefa [Rakotosaona 1975]
 jereo anefa [Rajemisa 1985]
Explications en anglais nevertheless, though. Same as anefa, but not at the beginning of a sentence. [Richardson 1885]
Exemples Baka antimo mandeha manavaratsy andrefa nitiry volafotsy. [Razafiarivony: Harivolana]

Entrée andrefa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Tanala] nefa: Andriankoaby valakin'ny mitoloña andrefa Rainakoala valakin'ny milefa (Andriankoaby miady mafy nefa Rainimakaola mitsoaka mandositra) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2022/05/02