Entrée Andriampenitra (andry, fenitra)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 179] a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island.
Explications en français  [Abinal 1888 page 162] nom d'une caste

Mis à jour le 2020/07/31