Entrée Andriananahary (andriana, ary)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny ilazana an' Andriamanitra, izay noheverin' ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika ny hoe Andriananahary dia nampiarahina amin' ny hoe andriamanitra
Explications en anglais  [Richardson 1885] [nahary, past tense of mahary, to create.] God, the Creator of the universe. This word is the most universally used in speaking of God, and is used by all the tribes throughout the island. It is often combined with andriamanitra. See zanahary.
  [Hallanger 1973] the Creator, God
Explications en français  [Hallanger 1974] Le Créateur, Dieu
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31