Entrée angady (hady)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady
Explications en anglais  [Richardson 1885] a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady.
  [Hallanger 1973] a spade;
Explications en français  [Hallanger 1974, SLP 1986] bêche
Vocabulaire 
Synonymes fangady
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31