Entrée |
ange
|
Partie du discours | particule
|
Explications en malgache | Kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara
izay holazaina aminy:
Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha!
Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10]
|
| Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona:
Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e! Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana:
Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1]
|
Explications en anglais | Used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7]
|
Explications en français | Qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8]
|
Exemples |
1 | Ahoana ange izany?
[2.285]
|
2 | Andramo kely ange!
[2.528]
|
3 | Jereo ange, hoy izy.
[2.499]
|
4 | Manahoana ange leiroa?
[2.1022]
|
|
Mots composés |
|
Autres orthographes |
|
Entrée |
ange
 |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina)
Olona madio fo, olona lavorary [1.4]
|
| anjely
Olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9]
|
Vocabulaire |
Analogues |
être aux anges |
|