Entrée | angidina | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1] | |||
Explications en anglais | A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2] | |||
A dragonfly [1.7] | ||||
Explications en français | Libellule [1.8] | |||
Nom scientifique | Libellula | |||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |||
Mots composés |
| |||
Phytonymes |
| |||
Analogues | ondrindrano | |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot angidina | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |