Entrée anvo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Hery be mila hotafahoatra ny mety [1.78]
 Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa, ka misy ny angôvo ara-pana, ny angôvo ara-tsimia, ny angôvon-kalaky, ny angôvon' aratra [1.1]
Explications en français énergie [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  angôvo araka aratra ~ angôvo ara-kalaky ~ angôvo ara-pana ~ angôvo simika ~ angôvo teraka ~ angôvon-toerana ara-panairana ~ angôvon-toerana ara-pitonena ~ angôvon' aratra

Entrée angôvo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Matanjaka, mahery [1.78]

Entrée angôvo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31