Entrée |
ankany
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka]
Fifandirana [1.78]
|
| [Bara]
Ady, fifandirana [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Fifandirana, fifamaliana [1.78]
|
| [Tanala]
Fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [1.78]
|
Explications en anglais | Dispute, quarrel. See ady. [1.2]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
ankany
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Savoka (tantely) [1.78]
|
|