Entrée ankina
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
¶ Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy.
  [SLP 1986] hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony
Explications en français  [SLP 1986] axiome
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31