1 | [Randzavola: Baiboly, page 150]
Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka
|
2 | [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 31]
Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo.
|
3 | [Razoharinoro: Soratra]
Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina.
|
|