Entrée antenatena
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
¶ Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] au milieu
Morphologie 
antenatena
antenatenako
antenatenanao
antenatenany
antenatenantsika
antenatenanay
antenatenanareo
antenaten'
Autres orthographes 
Exemples 
1 [Abinal 1888, page 694] nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre)
2 [Abinal 1888, page 694] nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration)

Mis à jour le 2020/07/31