Entrée arahabaina (arahaba)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy
¶ Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany
¶ Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to be congratulated
  [Richardson 1885] to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina.
  [Hallanger 1973] to be greeted
Explications en français  [Abinal 1888 page 58, Hallanger 1974] qu'on salue
  [Hallanger 1974] qu'on félicite
Morphologie 
arahabaina
arahabaiko
arahabainao
arahabainy
arahabaintsika
arahabainay
arahabainareo
arahabain'
arahabain-
arahabaim-
arahabai-
no arahabaina, noarahabaina, narahabaina
no arahabaiko, noarahabaiko, narahabaiko
no arahabainao, noarahabainao, narahabainao
no arahabainy, noarahabainy, narahabainy
no arahabaintsika, noarahabaintsika, narahabaintsika
no arahabainay, noarahabainay, narahabainay
no arahabainareo, noarahabainareo, narahabainareo
no arahabain', noarahabain', narahabain'
no arahabain-, noarahabain-, narahabain-
no arahabaim-, noarahabaim-, narahabaim-
no arahabai-, noarahabai-, narahabai-
ho arahabaina, hoarahabaina, harahabaina
ho arahabaiko, hoarahabaiko, harahabaiko
ho arahabainao, hoarahabainao, harahabainao
ho arahabainy, hoarahabainy, harahabainy
ho arahabaintsika, hoarahabaintsika, harahabaintsika
ho arahabainay, hoarahabainay, harahabainay
ho arahabaihareo, hoarahabaihareo, harahabaihareo
ho arahabain', hoarahabain', harahabain'
ho arahabain-, hoarahabain-, harahabain-
ho arahabaim-, hoarahabaim-, harahabaim-
ho arahabai-, hoarahabai-, harahabai-
arahabao
Exemples 
1 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 153] Arahabaina, tonga soa eto Imerina
2 [Baiboly: 47.5.47] Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo?
3 [Rapatsalahy: Kintana, page 60] nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza
4 [Ravelomanana: Lalana, page 217] Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana
5 [SeFaFi , page 2008/12/08] ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina
6 [Antenimierampirenena: Fivoriambe 2017] Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka
7 [https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/] Harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31