|
|
|
|

Entrée1  arahina
Radical  2  araka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
5  Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao
6  Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy
7  Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao
8  Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1]
Explications en anglais  9  to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2]
10  to be followed; to be prosecuted [1.7]
Explications en français  11  qu'on suit, qu'on poursuit [1.8]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Titres 

Anagrammes  20  arahina, hairaña, hariana, Iharaña, iharana

Mis à jour le 2023/08/11